|
|
|
|

Entry1  tsy mahomby
Elementary words  2  tsy, mahomby
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny
Examples  5  [1.1] tsy mahomby miasa tany izy
6  [1.1] tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
7  [1.1] tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy

Updated on 2024/12/07